Ankadikely Ilafy : Mbola maro ireo te hisitraka ny jiro mora
Tonga tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, tamin’ny faran’ny herinandro teo ireo tomponandraikitra avy amin’ny JIRAMA, miandraikitra ny jiro mora (branchement
Read More
Tonga tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, tamin’ny faran’ny herinandro teo ireo tomponandraikitra avy amin’ny JIRAMA, miandraikitra ny jiro mora (branchement
Read MoreMbola maro ireo fokontany miaina ao anaty haizina ao amin’ny kaominina Ambohimalaza, amin’izao fotoana izao. Manao antso avo amin’ireo tomponandraikitra
Read MoreNisy ny hetsika fizahana maso maimaim-poana sy fitiliana diabeta tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ny sabotsy teo. Ny fikambanana Lions sight
Read MoreAmbatomanoina dia vohitra iray sahabo eo amin’ny roampolo kilometatra miala an’i antananarivo renivohitra. Ao anaty fokontany Masombahiny, kaominina Ambohimalaza miray.
Read MoreMitohy ny asa fampandrosoana ataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Ao anatin’ny fanamboarana ny lalana RIP 11 ireo tomponandraikitra ao
Read MoreNirosoana ny fanamboarana ireo lalana simba ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy. Efa an-taonany maro no nisy fanamboarana farany
Read MoreMpianatra kely andeha hamonjy fianarana maraina, omaly no nisaoty avy eny ambony tetezana, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Naterin’ny olon-dehibe ity
Read MoreMisy ny fisitahana izay tanterahan’ireo tomponandraikitra avy ao amin’ny kaominina Alasora, amin’ity zoma 13 oktobra ity. Mikatona araka izany ny
Read MoreLehilahy iray mpangalatr’omby antsoina hoe Manampirà no voasambotry ny mpitandro ny filaminana ny 11 oktobra 2023. Niaiky ny heloka nataony
Read MoreMitohy ny fifaninanana baolina kitra ao amin’ny kaominina Anjeva. Taorian’ny fiaterahana ny lalao am-pahefa-dalana dia amin’ny alahady izao no hanatanterahana
Read More