Ambohimangakely : Omena sehatra amin’ny fampandrosoana ny Kaomina ireo manana fahasembanana
Nosokafana ny 28 septambra ary nitohy ny 29 septambra ny atrik’asa fampiofanana ireo lehiben’ny fokontany sy ireo « agents communautaires » ary
Read More
Nosokafana ny 28 septambra ary nitohy ny 29 septambra ny atrik’asa fampiofanana ireo lehiben’ny fokontany sy ireo « agents communautaires » ary
Read MoreTao aorian’ny nahavitan’ny lalana Ramena dia tsikaritra ho misy mangalatra sahady ny jiro manazava ny lalana, ary efa mihena izany
Read MoreNasiam-panamboarana ilay lalan-kely ao Andrehareha, Kaominina Ambanivohitra Alasora. Efa ho avy tokoa mantsy ny vanim-potoanan’ny orana ka hanahirana ity lalana
Read MoreNitsahatra ny asa fitrandrahana kraoma ataon’ny orin’asa APC ao amin’ny faritr’i Betsiboka, ditrikan’ny Tsaratanana, kaominina Andriamena. Nogiazan’ny mpitandro filaminana avy
Read MoreMisy ny fanamboarana ny fefiloha Ivovoka Morarano amin’ny kaominina Ambohimanambola amin’izao fotoana izao. Marihina fa isan’ny miantoka ny famatsian-drano ny kaominina
Read MoreAnisan’ny firenena manana tanora manam-pahaizana maro raha i Madagasikara manokana, saingy mbola misy amin’izy ireny no tsy manana asa ankehitriny.
Read MoreFokontany iray mandrafitra ny kaominina Ambanivohitra Ankadikely Ilafy Avaradrano i Ambohitrarahaba, izay misy mponina manodidina ny 19 526, ary manana vakimparitra
Read MoreEfa eo an-dalam-pitsanganana ankehitriny ny EPP Soavinimerina ao anatin’ny Kaominina Ambohimanga Rova raha ny 21 septambra lasa teo no natomboka
Read MoreIsan’ny olana sedrain’ny mponina ao Ambohimanga Rova ny tsy fahampian’ny herinaratra mamatsy ny kaominina iray manontolo. Mirongatra mantsy ny tsy
Read MoreNiakatra teo amin’ny fitsarana manoloana ny ady heloka bevava, izay nosahanin’ny birao misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny PAC
Read More