Soudan : Nosamborina ny praiministra Abdallah Hamdok
Nanatanteraka fanonganam-panjakana ireo tafika ao Soudan ny alatsinainy teo. Nisehoana fihetsiketsihana teo alohan’ny foiben’ny tafika tao Khartoum tamin’ny 11 ora
Read More
Nanatanteraka fanonganam-panjakana ireo tafika ao Soudan ny alatsinainy teo. Nisehoana fihetsiketsihana teo alohan’ny foiben’ny tafika tao Khartoum tamin’ny 11 ora
Read MoreTao aorian’ny Pfizer dia naharay ny fanekena avy amin’ny « agence européenne des médicaments » ihany koa ny vaksiny Moderna izay entina
Read MoreIsan’ny tena antony iray lehibe mahabetsaka ny tsy fandriam-pahalemana ao Alasora ny zava-mahadimelina. Dimelin’ny rongony ny sain’ny olon-dratsy ka tsy
Read MoreNanatanteraka fitokonana fitakiana ny karamany enimbolana ireo mpiasa eo amin’ny ivotoeram-pirenena mahakasika ny famokarana fitaovam-pianarana, na ny Cnapmad ao Ankorondrano.
Read MoreNankalazaina manentriketrika ny ivon’ny faha-30 taona ny CEG Ambohimanambola, izay isan’ny reharehan’ny tanàna iray manontolo. Betsaka ny nanovo sy nisitraka fahalalana
Read MoreVao maika nanimba ny lalana teo amin’ny sampanan’i Bertsizaraina makany Ikianja Avaratra, Ambohimangakely, ny fanamboarana nataon’ny FID. Namotaka mila tsy ho
Read MoreFeno toerana miavaka eto an-tany, anisan’izany ny farihy Covao dos Conchos. Ao amin’ny tandavan’ny tendrombohitra Serra da Estrela no misy
Read MoreMiasa betsaka eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana ny vola. Banky ho an’ny daholobe mpamatsy vola ao France ny Bpifrance, vondrona mpampindram-bola
Read MoreBiby nosokajiana ho lany tamingana tao Brésil ny « Puma Concolor », tamin’ny taona 1930 no nahitana azy farany tao Brésil. Hita
Read MoreNinagawa Mika, vehivavy iray izay tena fanta-daza amin’ny fangalana sary ary dia tena mahavariana ny olona tokoa io asa-tanany io.
Read More