ActualitésTatitra

Tokyo : Mpaka sary manan-talenta amin’ny fitahirizana ireo fotoana mamy manadalo rehetra

Ninagawa Mika, vehivavy iray izay tena fanta-daza amin’ny fangalana sary ary dia tena mahavariana ny olona tokoa io asa-tanany io. Tamin’ny niandohany dia fantatra tamin’ny fampiasana irony loko somary marevaka irony izy, kanefa tamin’izany dia efa hita ary nakafizin’ny olona ny kanto izay nataony momba ny asa ara-barotra momba irony lamaody irony sy ny resaka dokam-barotra.Tsiahivina moa fa zanaky ny tale misahana ny seho an-tsehatra iray ary mpilalao ihany koa izy, izay tsy iza fa i Mayama Tomoko.

Laisser un commentaire