Toliara : Maty voatifitra ny vadin’ny mpitarika ny TIM ao Toliara
Maty notifirin’ny andian’olona tao amin’ny trano fonenany i Dokotera Jean Louis izay vadin’i Elisoa filoha mpitarika ny TIM ao Toliara.
Read More
Maty notifirin’ny andian’olona tao amin’ny trano fonenany i Dokotera Jean Louis izay vadin’i Elisoa filoha mpitarika ny TIM ao Toliara.
Read MoreMpianatra miisa 500 avy amin’ny faritra 23 no nahavita fiofanana tao amin’ny Sekolim-panjakana momba ny fandraharahana ny fonja na ny
Read MoreBasy tsy ara-dalàna miisa 116 no nisy nanatitra tao amin’ny Zandarimaria any amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Izany dia noho ny
Read MoreNapetraka tamin’ny fomba ofisialy ny tan-tsoroka ho fiarovana ny ankizy sy ny zony eto amin’ny faritra Analamanga. Izany dia tafiditra
Read MoreNahatsiaro manokana ireo ankizy kamboty sy sahirana ara-pivelomana ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona sy ny polisy vavy.
Read MoreNanatanteraka fambolena volobe tamin’ny velarana 110 Ha tany Ambohitrimanjaka sy Miadamanjaka ary Soavinandriana ny olona miisa 800. Fokonolona teny amin’ny
Read MoreMitohy hatrany ny fanadiovana lakandrano ao anatin’ny kaominina Alasora. Ao anatin’ny vanimpotoanan’ny fahavaratra tokoa manty isika izao. « Efa ela mihitsy
Read MoreTao amin’ny tànanan’i Badi Jhiriya, faritanin’i Madhya Pradesh no niseho ity tranga ity ny faraparan’ny volana Novambra teo. « Léopard » iray
Read MoreNatao lavanty ny alahady teo ny fitaovan’ity lehilahy manan-tantara eo amin’ny tontolon’ny baolina kitra ity Diego Maradona. Fitaovana maro no
Read MoreEfa tafiditra ao anatin’ny vanim-potoana fahamailoana ara-pahasalamana ny faritra Analamanga, Vakinakaratra ary Matsiatra Ambony. Mila hamafisina tsara noho izany ny
Read More