Alasora : Mila tandrovina hatrany ny fahasalaman’ny mponina
Mitandro hatrany ny fahasalaman’ireo tra-boina hatrany ny Kaominina Alasora. Nanadio sy nanatsara ny tontolo ao amin’ny CEG Alasora izy ireo
Read More
Mitandro hatrany ny fahasalaman’ireo tra-boina hatrany ny Kaominina Alasora. Nanadio sy nanatsara ny tontolo ao amin’ny CEG Alasora izy ireo
Read MoreTsy latsaky ny 48 ireo namoy ny ainy nandritra iny andro ratsy nandalo teto amin’ny nosy iny raha ny tatitra
Read MoreTsy mandeha ny « scanner » ao amin’ny Hopitaly Fianarantsoa. Voatery miakatra aty an-drenivohitra noho izany ireo marary mila izany. « Mijaly ny
Read MoreNitsidika ny fianakaviana iray niharam-boina nandritra ny andro ratsy iny ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakley. Raha tsiahivina dia trano
Read MoreNoho ny rotsak’orana tsy nety nijanona tao anatin’ny andro maromaro izay dia tena niakatra be ny rano. Maro noho izany
Read MoreNisehoana doro trano teny Anosiala ny 27 janoary lasa teo. Mpivady mpanofa trano no nifamaly. Niafara hatramin’ny fandorana ny trano
Read MoreZana-kazo 30 000 izay samy amin’ny karazany avy no niarahana namboly tao Mahialambo, Antsohihy. Ny governoran’ny faritra Sofia no nitarika ity
Read MoreNiova endrika ny eny Pelle Sabotsy Namehana amin’izao fotoana izao. Lasa toeram-pitsangatsanganana sy fakana sary mihitsy izy ankehitriny. “Tondraka be
Read MoreVita ny asa vonjy rano vaky ny lakan-drano lehibe ao Dabara. Miantoka ny fitarihan-drano amin’ny velarana tanimbary mirefy 12 000
Read MoreVary Tsinjo 1 000 t avy any Toliary no tonga ny 26 janoary 2022 teny amin’ny Fasan’ny Karana hamatsiana ny
Read More