Etats-Unis : Harvard, oniversite malaza eran-tany
Oniversite tsy miankina ao Cambridge, tanàna ao amin’ny faritr’i Boston ao Massachusetts i Harvard. Niorina tamin’ny taona 1636 izy, ary
Read More
Oniversite tsy miankina ao Cambridge, tanàna ao amin’ny faritr’i Boston ao Massachusetts i Harvard. Niorina tamin’ny taona 1636 izy, ary
Read MoreMila fiarovana ny faritra maro sy karazan-javamananaina eto amintsika. Tsara raha hanokanana teti-bola mihitsy izany ho fanarenana ny tontolo iainana
Read MoreNanana harena voajanahary miavaka ny nosy Maurice. Anisan’izany ny vorona « Dodo » na « Dronte de Maurice » omena ny anarana siantifika hoe
Read MoreTanàna amoron-dranomasina, any amin’ny 60 km avaratr’i Toamasina, i Mahavelona. Toerana be mpankafy sy mpitsidika izy io izay manana tora-pasika
Read MoreNy « comorien » adika hoe « shimasiwa » dia midika ara-bakiteny hoe « langue des îles » (fitenin’ny nosy) na « shikomori » midika hoe
Read MoreTeraka ny 10 aprily 1957 tao Kano, ao avaratr’i Nigéria i Aliko Dangote. Mpandraharaha ny tenany ary olona manan-karena indrindra
Read MoreMiakatra ny trangana olon-dehibe miserasera amin’ny ankizy amin’ny tambajotran-tserasera ao Japon. Tsy vitan’ny miserasera nefa izy ireo fa mangataka sary
Read MoreNahazo fahazoan-dalana manokana ny fanotorana tany ho an’ny asa fanamboarana ny lalana mampitohy an’i Tsarasaotra sy Ilafy. Nankatoavina nandritra ny
Read MoreManana tanjona amin’ny fampidirana ny fitrandrahana volamena ao Sahantona Mandritsara, amin’ny sehatry ny ara-dalàna ny minisitera. Nijery ifotony ny tranga
Read MoreDihy sy mozika avy amin’ny andevo afrikanina ny Séga. Zava-kanto malaza indrindra ao amin’ny Maurice izany. Tsotra ny fanatanterahana azy,
Read More