Ambohimanambola : Nisitraka ireo fampitaovana avy amin’ny INDDL
Nahazo ny anjarany tamin’ny fitaovana nomen’ny ivon-toerana nasionaly momba ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ambohimanambola. Nisy
Read More
Nahazo ny anjarany tamin’ny fitaovana nomen’ny ivon-toerana nasionaly momba ny fitsinjaram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ambohimanambola. Nisy
Read MoreNisy ny fivoriana notanterahan’ny polisim-pirenena ao Alasora, niaraka tamin’ireo lehiben’ny fokontany avy ao an-toerana, ny alarobia teo. Nandritra izany no
Read MoreTonga teny amin’ireo mponina eny ifotony ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny alarobia teo. Nandritra izany no nijerena ireo
Read MoreNitondra fanentanana ho an’ireo mponina, indrindra ireo mpivarotra, eny amin’ny tsena Ankadindratombo, ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Alasora, tamin’ny alarobia
Read MoreHo tanterahina ny sabotsy 27 janoary izao ny lalao famaranana amin’ny fifaninanana baolina baskety « Tournoi des clubs inetr-fokontany » izay nokarakarain’ny
Read MoreManao antso avo amin’ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina ireo mponina ao amin’ny fokontany Morarano, noho ny faharatsian’ny lalana ao an-toerana,
Read MoreMisy ny asa fanamboarana ny kianja Salazana ao amin’ny kaominina Anjeva amin’izao fotoana. Mandeha miandalana ny asa ary fanatsarana ny
Read MoreMisy ny fanamboarana sy fanatsarana ny tetezana ao ami’ny lalana mampitohy ny fokontany Betsizaraina sy Kianja avaratra, amin’izao fotoana. Voatr’izany
Read MoreMitariana ireo mpampiasa ny lalana ao Ambohitrolomahitsy, kaominina Talata Volonondry, mifampitohy amin’ny kaominina manodidina toa an’Alatsinainy bakaro, Sadabe, Andramasina sy
Read MoreMitohy hatrany asa fanalana ireo fako eny amin’ireo toerana voatokana ho amin’izany, ataon’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny fanombohan’ny herinandro teo,
Read More