Ambohimangakely: Niroso tamin’ny fanamboarana vonjimaika ireo lalana simba ny kaominina
Niroso tamin’ny fanamborana ireo lalana efa hita ho feno fahasimbana eny an-toerana ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, nanomboka ny
Read More
Niroso tamin’ny fanamborana ireo lalana efa hita ho feno fahasimbana eny an-toerana ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, nanomboka ny
Read MoreLehilahy iray no tonga nirimorimo tamin’ny kodiaran-droa nakao amin’ny toeram-pitaizana zaza iray tao Blumenau, ao atsimon’i Brésil ny alarobia teo.
Read MoreNy fianarana no lova tsara indrindra. Io teny io no entin’ny Ray aman-dreny Malagasy hankaherezana ny zanany amin’ny fianarana. Misedra
Read MoreMaro ny tanora izay manana talenta amin’ny filalaovana baolina kitra raha ho an’ny Distrika Atsimondrano. Manampy ny tanora hitaiza vatana
Read MoreMiezaka manakaiky ireo vahoaka eny ifotony ny zandarimaria avy ao amin’ny brigadin’Ambohimangakely. Ny talata teo, nisy ny fiaraha-mientana nataon’ireto farany
Read MoreK’s 4 Mindshift, vakiana hoe « keys for mindshift », ary afohezina hoe K4M, izany hoe lakilen’ny fivoaran’ny toe-tsaina. Izany no anjara
Read MoreAnisan’ny mampikaikaika ny mponina,indrindra ireo amin’ny tontolo ambanivohitra, ny tsy fandriam-pahalemana amin’izao fotoana izao. Lasibatry asa ratsy ihany koa ary
Read MoreTsimok’aretina sokajian’ny OMS (Organisation mondiale de la santé) tena mampididoza ny Marburg. Miseho amin’ny alalan’ny fiakaran’ny tazo mahery, fandoavana, fivalanana
Read MoreNahavita fiofanana an-tsoratra ireto mpampiofana mahakasika ny fametahana sy fikojakojana ireo « solaire PV » ao Toliara ireto. Taorian’izay dia niroso tamin’ny
Read MoreHisy ny hetsika fizahana ara-pahasalama maimaim-poana izao atolotry ny kaominina Ambohimangakely, manomboka anio. Fitiliana, fizahana ary fitsaboana ireo karazana aretina
Read More