Ambohimangakely: Miisa 125 ireo fianakavina nafindra tamin’ny fonenany
Taorian’ny fijerena ifotony ny zava-misy teny amin’ny fokontany Tsarahasina sy Ikianja, kaominina Ambohimangakely, mahakasika ireo vato mitatao ny mponina ao
Read More
Taorian’ny fijerena ifotony ny zava-misy teny amin’ny fokontany Tsarahasina sy Ikianja, kaominina Ambohimangakely, mahakasika ireo vato mitatao ny mponina ao
Read MoreNy « salmonelle » dia bakteria mety handoto (contaminer) ny sakafo sasantsasany voahaja ny fitsipika momba ny fahadiovana. Orinasa mpamokatra iray ny
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka fanalana ny fako ataon’ireo tomponandraikitra misahana izany, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Miasa ao anatin’ny 07
Read MoreNy fifaninana maka na fanaovana sary (concour photo) no hisantatra ny hetsika SSMAF amn’ity andiany fahatelo ity. Manomboka anio 17
Read MoreTonga nijery ny fizotran’ny asa fanamboarana ny CEG Ambohimangakely ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina ny faran’ny herinandro teo. Ny fanamboarana
Read MoreMpivady iray no nitady olona hitaiza ny zanany telo herinandro ny fiandohan’ny volana jolay teo. Nahita vehivavy 68 taona izy
Read MoreTovovavy avy ao Maurice, teraka ny 16 septambra 2000 i Jane Constance. Jamba hatrany am-bohoko izy saingy tsy nahasakana azy
Read MoreTsy manadeha alavitra fa ato anatin’ny distrikan’Avaradrano ihany. Ahitana fokontany 22 ao amin’ny Kaominina Ambohimanga Rova, ary isan’izany i Manankasina.
Read MoreLehilahy iray no saron’ny zandary rehefa nangalatra moto indroa mian-taona tao amin’ny kaominina Ambohimanga Rova. Ny alin’ny 20 jona no
Read MoreEfa manomboka ny fanarenana ireo trano 8 000 isa manerana ny nosy Maurice. Hatomboka amin’ny fanorenana trano 800 isa ao Port-Louis
Read More