Ambohimangakely : Hisy ny didimpoitra faobe
Hotontosaina ny 23 jolay ny didimpoitra faobe ao amin’ny CEG Ambohimangakely. Eny amin’ny biraom-pokontany misy ny tsirairay no afaka misoratra anarana.
Read More
Hotontosaina ny 23 jolay ny didimpoitra faobe ao amin’ny CEG Ambohimangakely. Eny amin’ny biraom-pokontany misy ny tsirairay no afaka misoratra anarana.
Read MoreMitohy hatrany ny fampianarana zaitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Manomboka mafehy zaitra maro ireo mpianatra. « Tena hita ho nivoatra tokoa ireo
Read MoreNisitraka ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny fokontany Iharamy Ambohimanambola taorian’ny fokontany Ambohimanambola Gara sy Ampahimanga ary Tanjonandriana. Miankina
Read MoreNitondra teny fisaorana avy amin’ny mponina ny kaominina Ankadikely Ilafy noho ny nanomezan’ny fanjakana ny Tsena Mora tao amin’ny kaominina.
Read MoreToeram-pisakafoana ambony rano manana ny lazany ny « Jumbo Floating Restaurant ». Rehefa nijanona nandritra ny 50 taona mahery tao amin’ny seranatsambon’i
Read MoreNiteraka resa-be teto ami’nny tambajotran-tserasera tokoa ilay resaka fanerena ilay tovolahy 17 taona atao famorana. Tsiahivina fa tafaporitsaka foana ity
Read MoreTaloha, raha vao teraka ny zaza dia anaram-poana aloha no omenaazy, toy ny hoe Koto, Bao, Lita, Boto, Bozy. Rehefa
Read MoreManohitra sy manameloka tanteraka ny fihetsika feno herisetra sy fireharehana nataon’ity ben’ny tanàna ao Sabotsy Namehana ny vahoaka ao amin’ny
Read MoreTafapetraka soa aman-tsara ny « panneau de delimitation » tao amin’ny Kaominina Anosy Avaratra afak’omaly. Teo amin’ny faritra fidirana amin’ny kaominina no
Read MoreVoaheloka higadra 20 taona tao amin’ny tribonalin’i New-York i Ghislaine Maxwell. Raha tsiahivina dia voampanga ho nanao fanondranana zaza tsy
Read More