France : Lehilahy iray nanatsatoka antsy ny tendany tao Toulouse
Lehilahy iray, 51 taona eo no nanatrobaka ny tendany tamin’ny antsy, manoloana ireo mpitondra marary tany Toulouse, ny alin’ny alarobia
Read More
Lehilahy iray, 51 taona eo no nanatrobaka ny tendany tamin’ny antsy, manoloana ireo mpitondra marary tany Toulouse, ny alin’ny alarobia
Read MoreNy 04 janoary no tonga tao amin’ny hopitaly Bourgoin-Jallieu, any Lyon, mba hitsabo ny ratra tamin’ny ratsa-tongony i Cathy, 61
Read MoreHita fa efa tsy nisy aina intsony ny vatan’ilay tovovavy, 18 taona, tsy hita nandritra ny herinandro teo ho eo,
Read MoreMiatrika vanim-potoana sarotra ny firenena ao Australia amin’izao fotoana. Mbola mitohy ny fahamaizan’ny ala sy ny doro tanety any an-toerana.
Read MoreFeno erin-taona, omaly alakamisy ilay tranga nampivarahontsana niseho tao amin’ny sekoly katolika iray tany atsimo andrefan’i Frantsa. Mpampianatra iray, Agnès
Read MoreZazavavy kely iray 5 taona, no maty voatototry ny fasika izay nolavahany tao amin’ny tora-pasiky Floride, ny talata tolakandro. Tao
Read MoreSambo mpitondra kaontena iray, nandeha tao amin’ny renirano mampitohy an’ny Foshan sy Canton, any atsimon’i Chine, no nidona tamin’ny tetezana
Read MoreOlona maherin’ny 15 no namoy ny ainy vokatry ny fihotsahan’ny tany tao amin’ny toeram-pitrandrahana vato iray, tany atsimon’i Venezuela. Tsy
Read MoreUn évêque australien, accusé de viols et agressions sexuelles, a été arrêté mercredi par la police après une enquête interne
Read MoreFiaramanidina avy amin’ny kaompania Amercan Airlines, izay nanao sidina ho any Chicago no voatery niverina tao amin’ny seranam-piaramanidina niaingany tao
Read More