Maurice : Maty ilay mpitondra moto voadona tao Chapelon.
Mpitondra moto iray no maty ny harivan’ny alakamisy 25 martsa teo amin’ny làlambe Camp-Chapelon, Pailles. Voadonan’ny BMW ilay kodiarandroa nitaingenany
Read More
Mpitondra moto iray no maty ny harivan’ny alakamisy 25 martsa teo amin’ny làlambe Camp-Chapelon, Pailles. Voadonan’ny BMW ilay kodiarandroa nitaingenany
Read MoreNahitana tranga vaovao miisa enina indray tany Maurice raha ny tatitra natao ny zoma 26 Martsa teo. Raha mpiasa mpitsabo
Read MoreAfaka mitazona ny fahefana mandritra ny fotoam-piasana roa misesy be izao ny Filoha Vladmir Poutine. Izany no tapaka nandritra ny fivorian’ireo
Read MoreNy alarobia 24 martsa lasa teo no nilaza ny governementa tao Kenya fa hanidy ireo tobin’ny mpitsoa-ponenana roa mampiantrano olona
Read MoreTafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny COVID-19 i Madagasikara amin’izao. Hatreto aloha tsy mbola misy ny eritreritra ny hiverina amin’ny
Read MoreSarotiny dia sarotiny amin’ny hisian’ny fifaninana madio sy mangarahara ny minisiteran’ny fitsarana. Tanjona ny hisian’ny fanavaozana eo anivon’ny tontolon’ny Fitsarana
Read MoreTsy milamina ny tany, mitombo isa ny olon-dratsy. Tsy ny mpitandro filaminana akory no vitsy na i Madagasikara no baranahany
Read MoreSehatra eo anivon’ny fanjakana misahana ny foibem-pitantanana ankapoben’ny hetra ny Direction Générale des Impots na ny DGI. Sokajian’ny lalàna handoa
Read MoreNy faritra Atsimo no isan’ireo faritra mena raha amin’ny resaka asan-dahalo. Any araka izany no tokony ahitana ireo mpitandro filaminana
Read MoreTsy mitsaha-mitombo ankehitriny ny fanaovana asa ratsy. Miroboka amin’izany avokoa na ny tanora sy ankizy vao herotrerony aza. Tsindrina manokana
Read More