Pays-Bas : Iza moa i Ben van Beurden ?
Teraka ny 23 aprily 1958 tao Rosendaal i Ben van Beurden, Bernardus Cornelis Adriana Margriet van Beurden no tena anarany.
Read More
Teraka ny 23 aprily 1958 tao Rosendaal i Ben van Beurden, Bernardus Cornelis Adriana Margriet van Beurden no tena anarany.
Read MoreOlo-malaza ao Japon i Sunao Tsubo. Anisan’ireo mafana fo tafavoaka velona tamin’ny « dénucléarisation de Hiroshima » tamin’ny taona 1945 izy. Namoy
Read MoreNanomboka omaly ny fanatsaharana ny fanaovana arovava ao Rio de Janeiro. Antony ny fandrosoan’ny fanaovam-baksiny sy ny fihenan’ny tahan’ny mitondra
Read MoreMpandihy niaraka tamin’ny mpanakanto malaza toy ry Ricky Martin, Cher, Lady Gaga sy ry Rihanna i Daniel Dory, teratany Québécois.
Read MoreNajanon’ny klioba FC Barcelone ny mpanazatra Ronald Koeman ny alakamisy teo rehefa resy indroa tamin’ny Liga. Nanomboka ny 19 aogositra
Read MoreNiharana fanafihana ny tànan’i Al-Rachad ao Diyala ao atsinanan’Irak ny talata alina teo. Olona 13 no maty tamin’izany raha ny
Read MoreMitohy, ary tsy hijanona raha tsy mandry fahalemana ny tany, ny fanaraha-maso ataon’ireo vatan-dehilahy ao Alasora, indrindra ny ao amin’ny
Read MoreTsy mifidy angalarina intsony ny olon-dratsy amin’izao fotoana izao, fa na dia vomanga maniry eny an-tsaha aza misy maka. Manjaka
Read MoreTena mankafia “carte Pokémon” i Vinath Oudomsine. Monina ao Géorgie izy ary namorona taratasy sandoka mba ahazoana fanampiana tamin’ny covid-19
Read MoreFikambanana mpilatsaka an-tsitrapo manampy ireo mpandraharaha banky sahirana mba hamelona indray ny tetikasany ny « 60 000 Rebonds ». niorina tamin’ny taona
Read More