Chine : Olona manana ny lazany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Sammo Hung
Teraka ny 7 Janoary 1952 tao Hong-Kong i Hung Kam-bo izay fantatra amin’ny anarana hoe Sammo Hung. Mpanao ahiady, mpilalao
Read More
Teraka ny 7 Janoary 1952 tao Hong-Kong i Hung Kam-bo izay fantatra amin’ny anarana hoe Sammo Hung. Mpanao ahiady, mpilalao
Read MoreI Ikililou Dhoinine dia teraka ny 14 aogositra 1962 tao Djoiezi tao amin’ny nosy Mohéli. Olom-panjakan’ny vondronosin’i Comores ny tenany.
Read MoreTanàna iray ao Honolulu, renivohitry ny fanjakan’i Hawaï ao amin’ny morontsiraka atsimon’ny nosy Oahu ao États-Unis i Waikiki. Midika hoe
Read MoreNy « tigre blanc » antsoina ihany koa hoe « tigre blanc royal » dia karazana biby mampinono mihinan-kena hita any amin’ny firenen’i Asie
Read MoreKarazana zava-maniry katsentsitra ao amin’ny fianakavian’ny « rafflesiaceae » ny « rafflesia arnoldii ». Ao Asie atsimo, indrindra ao Indonésie no tena ahitana azy.
Read MoreNy comte Claus Philipp Maria Schenk von Stauffenberg dia manam-boninahitra tao amin’ny Wehrmacht (tafiky ny IIIè Reich). Teraka ny 15
Read MoreTeraka ny 1 janoary 1959 tao Mitsoudjé ny kolonely Azali Assoumami. Manam-boninahitra sy olom-panjakana ao Comores izy. Nanomboka ny 30
Read MoreTeraka ny 22 novambra 1943 tao Long Beach ao Californie i Billie Jean King. Vehivavy mpilalao Tennis izy ary voasokajy
Read MoreNy « Clio Awards » na « Trophées Clio » dia fanolorana valisoa ireo sangan’ny fanavaozana (innovation) sy ny fahaiza-mamorona amin’ny dokam-barotra sy
Read MoreTarika mpihira iray tao Royaume-uni ny « The Beatles ». Avy ao Liverpool sy Angleterre ny mpikambana tao aminy. John Lennon kosa
Read More