Japon : Miditra eo amin’ny tontolon’ny famokarana fiara ny orinasa Sony
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny orinasa mpamokatra fitaovana elektronika Sony fa hisehatra eo amin’ny tontolon’ny fiarakodia. Miara-miasa amin’ny Honda izy
Read More
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny orinasa mpamokatra fitaovana elektronika Sony fa hisehatra eo amin’ny tontolon’ny fiarakodia. Miara-miasa amin’ny Honda izy
Read MoreRenim-pianakaviana niteraka 11 isa i Agnes Nespondi. Jamba hatrany am-bohoka avokoa ireo zanany ireo saingy tsy hitan’ny mpitsabo izany. Roa
Read MoreMpilalao baolina kitra iraisam-pirenena matihanina milalao ao amin’ny Manchester City i Erling Haaland. Teraka ny 21 jolay 2000 tao Leeds
Read MoreMitokona ny mpiasan’ny TotalEnergies ao France ka miteraka tsy fahampian’ny solika ao amin’ny firenena. Nanao antso avo ny orinasa ny
Read MoreNoraisan’ny Play Store an-tanàna ny tambajotra sosialin’i Donald Trump atao hoe Truth Social taorian’ny fandavan’ny Google azy. Raha tsiahivina dia
Read MoreSeranam-piaramanidina ao amin’ny tanànan’i Singapour i Changi. Misy « terminaux » telo ao aminy izay ampifandraisina métro. Mifandray amin’ny « terminal » iray an’orinasa
Read MoreIray amin’ireo karazana « Chelus » ny Matamata na Chelus fimbriata. Karazana sokatra ao amin’ny fianakavian’ny « Chelidae » izy ary sokatra an-dranomamy. Soakatra
Read MoreTeraka ny 7 novambra 1867 tao Varsovie i Marie Skłodowska-Curie na Marie Curie ary maty ny 4 jolay 1934 tao
Read MoreOrinasa injeniera anglisy mamolavola sy manamboatra « robots » ny Engineered Arts. Ao Cornwall ao Royaume-Uni no ivo-toeran’izy ireo. I Will Jackson
Read MoreKarazana « renard » kely ao amin’ny fianakavian’ny « canidés » ny Fennec na Vulpes zerda. Antsoina ihany koa izy io hoe « renard des
Read More