ActualitésTatitra

Royaume-Uni : Mikarama 51 136 881 Euros isan-taona i Erling Haaland

Mpilalao baolina kitra iraisam-pirenena matihanina milalao ao amin’ny Manchester City i Erling Haaland. Teraka ny 21 jolay 2000 tao Leeds izy.

Mikarana 97,30 Euros na 400 000 Ariary mahery isa-minitra io tovolahy 22 taona monja io. Mikarama eo 51 136 881 Euros isan-taona eoizy noho izany. Karama raisin’i Erling Haaland ao amin’ny Manchester City ihany nefa io lelavola io. Mbola hafa koa ireo vola azony avy amin’ny dokam-barotra, fiaraha-miasa amin’ny marika…

Laisser un commentaire