ActualitésTatitra

France : Niala an-daharana i Primoz Roglic sy i Van der Poel ho an’ny Tour de France 2021

Isan’ny nantenaina nandritra ny Tour de France tamin’ny taon-dasa i Primoz Roglic kanefa nandao ny lalao ho amin’ny Tour de France tamin’ity taona ity ny alahady 4 Jolay lasa teo ho an’ny tranja hazakazam-bisikileta. Nandao ny lalao ihany koa i Van der Poel fa saingy tsy nihintsana izy akory fa lasa handeha hanomana ny lalao olimpika ho an’ny taranja VTT any Tokyo. Samy handeha ho any ihany izy roa lahy ireto satri any 18 jolay izao no hifarana ity lalao ity ary ny 23 jolay hatramin’ny 8 aogosotra ny any Tokyo.

Laisser un commentaire