Turquie : Tovovavy avy any Syrie no nametraka ilay baomba niteraka korontana tao an-toerana
Raha tsiahivina dia nisehoana fipoahana baomba nahafaty olona enina tao Istanbul ny alahady teo. Efa fantatra fa vehivavy no nanatanteraka
Read More
Raha tsiahivina dia nisehoana fipoahana baomba nahafaty olona enina tao Istanbul ny alahady teo. Efa fantatra fa vehivavy no nanatanteraka
Read MoreHikatroka seha-piaraha-miasa vaovao eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana, ny filaminana, ny tanora ary ny fambolena i Seychelles rehefa nifampidinika tamina tompon’andraikitra
Read MoreRaha ny antontan’isa navoakan’ny Statistics Mauritius dia nandray mpizahatany 755 655 isa i Maurice teo anelanelan’ny volana janoary sy ony
Read MoreTovovavy iray 18 taona no nodomin’ny TGV (train à grande vitesse) tao Cannet-des-Maures, tao Var ny sabotsy teo. Niampita ny
Read MoreManomboka ny fidirana amin’ny taona 2023 izao dia tsy maintsy miverina manao matematika avokoa ny mpianatrin’ny kilasy «première » sy famaranana
Read MoreNanao fanambarana ny polisy nasionalin’i La Réunion ny alatsinainy teo fa handray mpiasa 1000 isa iy ireo. Mpiambina ny fandriampahalemana
Read MoreZazalahy iray 8 taona monina ao Pandarpadh, tanàna iray ao amin’ny faritanin’i Chhattisgarh no nisedra tranga hafakely ny herinandro lasa
Read MoreHotontosaina ao Paris ny 26 jolay hatramin’ny 11 aogositra 2024 ny « Jeux Olympiques 2024 ». Isan’ny hetsika govana indrindra ho karakarain’ny
Read MoreNisehoana fipoahana nandoza tao amin’ny lalan’i Istiklal ao Istamnbul ny alahady teo. Teo amin’ny lalan’ny mpandeha feno mponina sy mpizaha
Read MoreNanamafy ny fanoloran-tenan’i Indonésie ho lasa ivon’ny fitantanam-bola islamika iraisam-pirenena ny PT Bank Syariah Indonesia Tbk. Nametraka fandaharan’asa efatra mikendry
Read More