France : Efa folo taona lasa no tsy nahitana an’i Laetitia Czuba
Tsy hita teo amin’ny faha-33 taonany tamin’ny 25 septambra 2012 i Laetitia Czuba. Handeha hatory tany amin’ny renibeny tao Peymeinade,
Read More
Tsy hita teo amin’ny faha-33 taonany tamin’ny 25 septambra 2012 i Laetitia Czuba. Handeha hatory tany amin’ny renibeny tao Peymeinade,
Read MoreMiomana amin’ny fandraisana ireo fiaramanidina roa « aéronefs » ny Air Mauritius amin’ny volana aprily izao. Raha tsiahivina dia nofain’izy ireo mandritra
Read MoreManoloana ny fankalazana ny « ramadan » dia nanapa-kevitra ny ministeran’ny fitsarana tao Comores fa hanome famotsorana arahim-pepetra voafonja maromaro ao amin’ny
Read MoreVondrona mpikaroka iray tao Australie no namolavola fitaovana ahafahana manao fitiliana ny sela mitondra ny homamiadana amin’ny alalan’ny rà, mba
Read MoreTao anatin’ny andro maromaro izao dia rakotra zavona manopy volomboasary i Chine. Heverina fa ratsy ho an’ny fahasalamana izany. Raha
Read MoreMpianatra iray 19 taona no namoy ny ainy tampoka tao amin’ny lisea Gaston Berger tao Lille. Ny talata teo no
Read MoreManodidina ny 480 000 isa ny mponin’i Amérique maty noho ny fifohana sigara isan-taona. Manoloana izany dia nanolotra volavolan-dalàna ny mpikamban’ny
Read MoreEfa nahare ny momba ny ChatGPT ve ianao nefa mbola tsy maharaka ? Fantaro ary fa ny ChatGPT dia fanafohezana ny
Read MoreMitomba an’isa ny fiara mandeha alalan’ny herinaratra mifamezivezy eny amin’ny lalàna ao Seychelles. Mahatratra 365 isa izany araky ny tarehimarika
Read MoreNanatontosa fanadihadiana momba ny mety ho vokatry ny hain-tany ao Somalie ny « London School of Hygiene and Tropical Medicine » sy
Read More