Tantara : Avy aiza ilay fiteny hoe « Ambaniandro » ?
Ny Mpanjaka teto Imerina taloha no tena nampiasa io anarana « Ambaniandro » io ho an’ny vahoakany. Ny Mpanjaka dia tsy maintsy
Read More
Ny Mpanjaka teto Imerina taloha no tena nampiasa io anarana « Ambaniandro » io ho an’ny vahoakany. Ny Mpanjaka dia tsy maintsy
Read MoreDihy ataon’ny Betsimisaraka amin’ny hafaliana ny Dihy Telo. Vehivavy telo no mandihy eo anoloana sady mihodinkodina. Ny sisa kosa milahatra
Read MoreIsan’ny fomba tranainy indrindra fanao tteo Imerina ny Valabe sy ny Lapabe. Fomba hafakely izay nifantoka tamin’ny fanaovana firaisana ara-nofo
Read MoreNy « polyandrie » dia fifanarahana ara-panambadiana izay ahafahan’ny vehivavy manambady maro. Ao Tibet dia mpirahaly ireo vadin’ny vehivavy iray ireo matetika.
Read MoreMisy karazany telo ny « Opéra chinois ». Ny « Opéra chinois » na teatra nentim-paharazana an-kiran’i Chine atao hoe « xìqǔ » izay nitovy tamin’ny
Read MoreAmbohimalaza ilay tanàna miorina eny antampon’ny tendrombohitra mitomandavana misy ny trano sy fasan’ireo taranak’Andriantompokoindrindra. Ny mahagaga indrindra amin’io antampon’Ambohimalaza io
Read MoreEfa tonga eto Madagasikara ny sabotsy teo ireo mpanakanto ao amin’ny JS Twins, izay mpirahalahy kambana Malagasy, lehibe tany La
Read MoreIsaky ny alatsinainy no fotoanan’ny fampiakaran-tsaina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Fotoana ihany koa io hampatsiahivana ny mpiasa rehetra ny adidy
Read MoreTafiditra ao anatin’ireo toko enina araka ny nandrafetan’ny mpanjaka Andrianampoinimerina (1787-1810) I Avaradrano. Izany dia nataony taorian’ny namoriany ny fanjakana
Read MoreTsy zavamaniry nisy teto Madagasikara sy Afrika ny tsikafokafona. Nentin’ireo mpanjanantany avy any Amerika Atsimo izy. Matanjaka ary haingam-paniry hatramin’ny
Read More