RONGONY BE BALLE IRAY SARON’NY BPR ANTANANARIVO
Fiara fitateram-bahoaka iray avy any antsohihy no saron’ny BPR Antananarivo teo amin’ny RN4 Ampanotokana nitondra rongony 33 kilao natao colis
Read More
Fiara fitateram-bahoaka iray avy any antsohihy no saron’ny BPR Antananarivo teo amin’ny RN4 Ampanotokana nitondra rongony 33 kilao natao colis
Read More3 andro sisa no hanaterana ny antontan-taratasy fangatahana. Antomotra ny fe-potoana farany hanaterana ny filatsahan-kofidiana amin’ny fifidianana solombavambahoaka.
Read MoreTapaka nandritry ny fotoana maro ny rano teny Antsahameva Ankatso. omaly dia nidina an-dalambe ny mponina niaraka tamin’ny bidon jaune
Read MoreMihatsara ny toeran’ny vola malagasy ao anatin’ny tsena ifanakalozana amin’ny vola vahiny, na ny MID. Nisanda 4 347, 49 Ariary
Read MoreHanomboka rahampitso ny asa fanamboarana ny tetezana Mahavavy sy Ifasy amin’ny RN6 sy ny tetezana eo amin’ny PK 101, amin’ny
Read MoreNidina an-dalambe nanatanteraka fitokonana ireo mponina teny Ankatso io maraina io. Nandoro kodiarana sy nibahana arabe izy ireo noho hatezerana
Read MoreMahatratra ny avo indrindra ny vidin’ny volamena eto Madagasikara. Lasa 2,265 dolara izy tamin’ny alatsinainy teo raha toa ka 2,258
Read MoreNovesaran’ny hafanana ny tora-pasiky Mahajanga noho ny habetsahan’ny mpiala voly tao an-toerana.
Read More11 no maty, 2 tsy hita popoka ary 7.100 mahery no traboina tany any amin’ny faritra Sava.
Read MoreMety hisy faritra andro ratsy hiforona ao amin’ny ranomasimbe Indiana amin’ny faran’ny herinandro. Hahazo vahana ny tsiokan’ny talio indrindra ny
Read More