Famatsiana rano
Tapaka nandritry ny fotoana maro ny rano teny Antsahameva Ankatso. omaly dia nidina an-dalambe ny mponina niaraka tamin’ny bidon jaune marobe nanapaka ny lalana pavé teny antoerana.