RONGONY BE BALLE IRAY SARON’NY BPR ANTANANARIVO
Fiara fitateram-bahoaka iray avy any antsohihy no saron’ny BPR Antananarivo teo amin’ny RN4 Ampanotokana nitondra rongony 33 kilao natao colis ka misy mpandray eto Antananarivo. Noraisim-potsiny teo amin’ny Gare Maki Andohatapenaka ny tompon’ny entana.
