Fifidianana mpanao lalàna
3 andro sisa no hanaterana ny antontan-taratasy fangatahana. Antomotra ny fe-potoana farany hanaterana ny filatsahan-kofidiana amin’ny fifidianana solombavambahoaka.