Fanamboarandalana
Hanomboka rahampitso ny asa fanamboarana ny tetezana Mahavavy sy Ifasy amin’ny RN6 sy ny tetezana eo amin’ny PK 101, amin’ny RN5A. Rava nandritran’ny fandalovan’ny rivodoza Gamane