Ankatso : Nitokona ireo mponina noho ny tsy fisian’ny rano
Nidina an-dalambe nanatanteraka fitokonana ireo mponina teny Ankatso io maraina io. Nandoro kodiarana sy nibahana arabe izy ireo noho hatezerana amin’ny tsy fisian’ny rano.