Dépêches

Tennis de table: Laharana fahaefatra I Antoine Razafinarivo nandritra ny tompon-dakan’ny Afrika

Dépêche 09 mai, 14h, Tsara ny toeran’I Antoinne Razafinarivo nandritra ny fiadiana ny tompon-dakan’ny Afrika tamin’ny lalao “tennis de table” izay natao tao Nairobi Kenya. Laharana fahaefatra ny tenany izay nahafahany nisalotra ny medaly alimo. Ilay Egiptianina Omar Assar no nandresy azy nandritra ny manasa-dalana na dia ambony hatrany aza ny isany tamin’ireo lalao rehetra teo aloha.

Laisser un commentaire