ARFM : NANATITRA TARATASY TENY AMIN’NY AMBASSADE DE FRANCE
Mialohan’ny hahataperan’ny 48 ora nomen’ireo Antenimiera ny Raiamandreny sy ny Foko Malagasy, dia mbola nanaritra taratasy teny amin’ny ambassade de
Read More
Mialohan’ny hahataperan’ny 48 ora nomen’ireo Antenimiera ny Raiamandreny sy ny Foko Malagasy, dia mbola nanaritra taratasy teny amin’ny ambassade de
Read More31 oktobra; nahitana lehilahy lehibe iray 63 taona tsy manan-kialofana narary mafy tetsy Ampefiloha omaly maraina. Rehefa nanao ny asa
Read More31 oktobra; potiky ny afo ny tanàna ao Ambinanin’ifango, distrikan’i Mandritara faritry Sofia omaly tolak’andro. Trano eo amin’ny 10 no
Read More31 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly atoandro, lalana miditra an’Ankazobe. Ankizy avokoa ny akamaroan’ny olona tao anaty fiara zotra Manazary. Ny
Read More31 oktobra; nitrangana fangalarana avo lenta tao Andasibe Moramanga ny alin’ny alakamisy teo. Nisy nanongotra ny “coffer fort”; vola mitentina 45.978.700
Read More30 oktobra; jiolahy miisa 08 no voasambotry ny mpitandro filaminana. Tomponan’andraikitra tamin’ny fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny tokantrano iray teny Ankadindralavo
Read More30 oktobra; zazalahy antsoina hoe Tsila izay mipetraka ao Andranofotsy kaominina Fenomby no namoy ny ainy vokatry ny fijapiana lamasinina
Read More30 oktobra; nanatanteraka hetsika fitsim-ponana Bôrikan-tsigara manerana ny renivohitr’i Toliara ny tanora manaraka ny fomba fisainana Fivoarana Sahaza ny 28
Read More30 oktobra; miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana any amin’ny lalam-pirenena RNT12A. Nisokatra ny lalana eo amin’ny teboka halaviran-dalana PK 244+600
Read More27 oktobra: voapetraka ao Sambava ny milina fanamboarana savony ampiasana akora vita avy amin’ny voanio, ny alatsinainy lasa teo. Tafiditra
Read More