DépêchesTsidika

Kaominina Fenomby: Zazalahy kely nijapy lamasinina namoy ny ainy

30 oktobra; zazalahy antsoina hoe Tsila izay mipetraka ao Andranofotsy kaominina Fenomby no namoy ny ainy vokatry ny fijapiana lamasinina teny ampandehanana ny alahady 29 oktobra teo. Tokony ho tamin’ny 9:45 maraina teo amin’ny 200 metatra tsy hidirana ao Fenomby no nisehoan’ny loza. Efa nisy ny fandraisana an-tanana nataon’ireo tompon’andraikitra eny an-toerena tao aorian’izay.

Laisser un commentaire