Fiadian-toerana amin’ny CAN : Lalao roa miantoana no hotanterahin’ny Barea amin’ny volana martsa
Ny volana martsa izao no hotanterahina ny andro fahatelo sy fahaefatra izay hilalaovan’ny Barea ho fiadiana ny toerana hiatrehana ny
Read More
Ny volana martsa izao no hotanterahina ny andro fahatelo sy fahaefatra izay hilalaovan’ny Barea ho fiadiana ny toerana hiatrehana ny
Read MoreNanao fanambarana ny avy amin’ny foibem-pitondram-paritry ny fanabeazam-pirenena, omaly Alarobia, mahakasika ny fitohizan’ny fampianarana manerana ny Dren Analamanga. Taorian’ny filazana
Read MoreAnisan’ireo toerana ahitana fako mivangongo efa ela tsy nisy mpaka ao amin’ny fokontany Ambohirahaba, kaominina Ankadikely Ilafy. Mitaraina ireo mponina
Read MoreHandalo ao amin’ny kaominina Alasora ny Jiramobile, amin’ny alatsinainy sy talata ho avy izao. Afaka manantona ao an-toerana ireo mponina
Read MoreTamin-kafaliana no nandraisan’ny mponina sy ny kaominina Ambohimanga rova an’i coach Rôrô, izay mpanazatra ny mpilalaon’ny Barea, nandray anjara tamin’ny
Read MoreDépêche 22 février, 14h, Efa maro ireo Ministera izay nahitana fanoloana Minisitra no niroso avy hatrany tamin’ny fiffamindram-pahefana. Tafiditra anatin’izany
Read MoreMba hiadiana amin’ny fanafihana ireo mpamono afo ao Mayotte sy ny fitaovany dia nametrahana «système de vidéosurveillance mobile/fixe» ao amin’ny tobin’izy ireo.
Read MoreDépêche 22 février, 13h, Araka ny fanambarana vonjimika avy amin’ny BNGRC na ny Birao Nasionaly momba ny fitantanana ny risika
Read MoreMpianatra misia 14 000 avy amin’ny Sekoly miisa 15 eo ho eo ao amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy dia i Anosy, Atsimo
Read MoreDépêche 22 février, 12h, Ao amin’ny distrikan’ny Beroroha no misy ny foiben’ny Freddy amin’izao fotoana izao raha ahitana fihenana hatrany
Read More