Mayotte : Tafapetraka ny « vidéosurveillance » ao amin’ny tobin’ny mpamono afo
Mba hiadiana amin’ny fanafihana ireo mpamono afo ao Mayotte sy ny fitaovany dia nametrahana «système de vidéosurveillance mobile/fixe» ao amin’ny tobin’izy ireo.
Read More