La Réunion : Hozaraina maimaim-poana ho an’ny vehivavy latsaky ny 25 taona ny fiarovana amin’ny fadimbolana
Nandritra ny fitsidihany tao La Réunion dia nanamafy ny minisitry ny miralenta, Isabelle Lonvis-Rome fa ho maimam-poana tokoa ny fisitrahana
Read More