Talata Volonondry : Miisa 337 ireo mpiadina ny fanadidinana BEPC ao amin’ny foibe toeram-panadinana
Nizotra am-pilaminana ny fanombohan’ny fanadinam-panjakana BEPC, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Miisa 337 ny mpiadina ny fanadinam-panjakana
Read More