Fanadinana ofisialy 2024: Ny bakalorea ankapobeny ny 22 hatramin’ny 26 Jolay.
Nanomboka ny 13 febroary 2024 ny fisokafan’ny fisoratana anarana ho an’ny bakalorea 2024 ary maharitra hatramin’ny 26 aprily 2024, na
Read More
Nanomboka ny 13 febroary 2024 ny fisokafan’ny fisoratana anarana ho an’ny bakalorea 2024 ary maharitra hatramin’ny 26 aprily 2024, na
Read MoreIray taona taorian’ny nametrahana ny « opération Wuambushu », izay natolotry ny ministeran’ny ati-tany, ao Mayotte, sy ny ministra misahana ny raharaham-bahiny
Read MoreHisy ny fizaham-pahasalamana maimaim-poana ho an’ny zokiolona, 65 taona no mihoatra ao amin’ny hopitaly Anosy Avaratra, rahampitso Alakamisy 18 aprily
Read MoreNisehoana fihotsahan-tany indray tao amin’ny faritr’i Célèbes, any afovoan’i Indonésie, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Raha ny tatitra farany navoakan’ireo tomponandraikitra,
Read MoreNoho ny valan’aretina Choléra dia nihitsoka ao Comores ireo Tantsambo Malagasy ka mangataka fazahoan-dalana avy amin’ny filoham-pirenena izy ireo.. Salama
Read MoreNahitana tain-kitana (météore) tao amin’ny lanitr’i Grenade sy Jaen, any Andalousie, Espagne, ny alin’ny alahady teo. Ireo tsara vintana no
Read MoreTafapetraka ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao amin’ny faritra Andrina, fokontany sy kaominina Anosy Avaratra. Enti-miady amin’ny tsy fandriam-pahalemana
Read MoreTombanana ho betsaka ny rotsak’orana any amin’ny faritra afovoany atsinanan’ny Nosy hatramin’ny alarobia izao.Fampitandremana miloko mena : faritra Atsinanana. Fampitandremana
Read MoreLe comité de soutien créé pour la libération de plus de 270 lycéennes enlevées il y a dix ans à Chibok,
Read MoreNiteraka savorovoro ho an’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambatonjara, Alasora indray ny fahavakisan’ny fantsona mitondra ny rano tao an-toerana, ny
Read More