Autriche : Renim-pianakaviana voaheloka higadra 20 taona noho ny fanaovana herisetra tamin’ny zanany
Voasazy noho ny fampijaliana ny zanany ity renim-pianakaviana iray, 33 taona. Nomelohin’ny fitsarana Autrichien higadra 20 taona an-tranomaizina ny vehivavy
Read More