Fahasalamana : Faritra miisa 5 nisitraka fitaovana fitahirizana vaksiny
Dépêche 02 mai, 15h, Ny faritra Atsinanana, Analanjirofo, Matsiatra Ambony, Fitovinany, ary Melaky indray no nisitraka ireto fampitaovana ara-pahasalamana ireto.
Read More
Dépêche 02 mai, 15h, Ny faritra Atsinanana, Analanjirofo, Matsiatra Ambony, Fitovinany, ary Melaky indray no nisitraka ireto fampitaovana ara-pahasalamana ireto.
Read MoreManomboka rahampitso 3 may ny fifantenana voalohany ireo vehivavy maniry ny « Miss Mayotte ». Tontosaina ao amin’ny lapan’ny tanàna ao Mamoudzou
Read MoreMisy ny fampianarana ny taranja aramaroseho kung-fu wisa ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Amin’izao fotoana izao, mbola mitohy ny fandraisana
Read MoreDépêche 02 mai, 14h, Nampidirina tamin’ny fomba ofisialy tao Anosy sy Androy ny e-hetraphone. Araka izany dia afaka ny hampiasa
Read MoreEfa nanomboka ny 5 aprily teo ity hetsika ity. Samy manana ny teti-andro hanatanterahany izany anefa ireo toeram-pitsaboana ara-panjakana rehetra
Read MoreDépêche 02 mai, 13h, Efa ny fanotorana ilay tany hametrahana ity orinasa ity amin’izao fotoana izao no amperin’asa. Ao Bemaranjana
Read MoreNisokatra ny 25 aprily teo tamin’ny fomba ofisialy tao Léspas Leconte de Lisle ao Saint-Paul ny fetiben’ny sarimihetsika « Aventure » taona 2023.
Read MoreNitohy hatrany ny trangana halatr’omby tao amin’ny kaominina Anjeva. Ny 19 teo, nisehoana tranga iray indray ary nifandrimbonan’ny mpitandro filaminanana
Read MoreDépêche 02 mai, 12h, Hampiroboroboina ny fiompiana drakaka any amin’iny faritra Sofia iny. Araka izany dia vita ny fametrahana ny
Read MoreAnisan’ny hetsika ara-kolontsaina iray mampalaza ny faritra Amoron’I Mania sy I Matsiatra Ambony iny ny tolon’omby. Mahasarika olona maro hatrany
Read More