Vaksiny Covid-19 : Hametrahana foibe fanaovam-bakisiny eny anivon’ny Perception principales
Dépêche 07 février, 13h, Hahafahana miady amin’ny aretina Covid-19 izay tena mbola misy amin’izao fotoana izao dia hisy ny fametrahana
Read More
Dépêche 07 février, 13h, Hahafahana miady amin’ny aretina Covid-19 izay tena mbola misy amin’izao fotoana izao dia hisy ny fametrahana
Read MoreVehivavy 20 monja antsoina hoe Sylvie Tamboo no vehivavy voalohany manatevin-daharana ny tafika an’habakabaka ao Seychelles. Voafidy hitondra « Dornier » iray
Read MoreTranga iray niseho tao amin’ny kaominina Ambohimalaza, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy irey no nitsoraka, namono tena, tao ambany camion.
Read MoreDépêche 07 février, 12h, Taorian’ny fitsenana tamin’ny fomba manetriketrika ireto Barea an’ny Madagasikara ireto dia nahitana fahasimbana ny kianja. Tsy
Read MoreNoho ireo olana izay natrehana tamin’ny fanatanterahana ity tetik’asa fametahana puce izay hahafahana mitily ireo omby sy hahafahana manavaka ireto
Read More« Nampidirin’ny mpampianatro tao anatin’ny patalohako ny tanany », io no fehezanteny novakian’ny renim-pianakaviana iray sendra namaky ny diarin’ny zanany. Niantso ny
Read MoreAnisan’ny hetsika nanamarika ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny fanolorana solom-bodiakoho ho an’ireo zokiolona avy ao amin’ny
Read MoreMpisehatra amin’ny tontolon’ny fitrandrahana herana an-kibon’ny tany miisa 9 no notolorana bokin’andraikitra avy amin’ny Ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny
Read MoreSady fampisehoana no hetsika ara-panatanjahantena ny savik’omby na « rodeo ». Mitaingina omby ary mijanona eo amboniny mandritra ny segondra vitsivitsy no
Read MoreNotontosaina tamin’ny herinandro teo ny fitokanana ny biraon’ny fokontany ao Amoronakona, kaominina Ambohimangakely. Ity birao ity izay nasiam-panavaozana sy fanatsarana
Read More