Ministeran’ny fitsarana: Handray mpiasa 1220
24 Martsa, 13h00. Fantatra nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly fa handray mpiasam-panjakana ny minisitreran’ny fitsarana. Mpianatra ho magistrats 100
Read More
24 Martsa, 13h00. Fantatra nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly fa handray mpiasam-panjakana ny minisitreran’ny fitsarana. Mpianatra ho magistrats 100
Read More24 Martsa, 12h00. Mpangalatra moto teny Antanety Ambohimamory no tratra omaly tamin’ny 09 ora maraina teo.
Read MoreNivadika tamin’ny fanekena nataony ny Taliban. Rehefa nifanarahana fa omaly 23 martsa no tokony niverina an-tsekoly indray ireo ankizivavy tao
Read MoreTao anaty tatitra nataon’ny TotalEnergies dia nanazava izy ireo fa manoloana ny toe-draharaha ao Ukraine sy ny fisian’ny loharano hafa
Read MoreMiverina mirongatra indray ny tsimok’aretina covid-19 ao Chine. Raha tsiahivina dia tao an-toerana ity aretina ity no nipoitra ny taona
Read MoreManoloana ny ady ao Ukraine dia nanam-paniriana hanena ny fiankinan-dohany amin’ny « gaz » avy ao Russie i Allemagne. Nanao fanambarana izy
Read MoreMbola mitohy ny fisoratana anarana amin’ny fampianarana aïkido ao amin’ny BTC Ambohimangakely. Betsaka ny tanora liana main’ny haiady amin’izao ary
Read MoreMikarakara lalao baolina kitra ho an’ny mponina ao Sabotsy Namehana ny kaominina. Manomboka ny alahady 27 martsa ho avy izao
Read MoreMiisa 200 ireo zana-kazo voavoly tao amin’ny fokontany Tanandava Kaominina Bemanonga. Tany mirefy 2 ha no nanaparitahan airteo zana-kazo ireto.
Read MoreManara-maso hatrany ireo làlana rarivato ireo ekipa teknika avy ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Narenina sy namboarina avy hatrany ireo
Read More