Fakana an-keriny: Voasambotra ny atidoha nikotrika sy ireo namany
18 Febroary, 08h00. Olona 6 no voasambotra ary natolotra ny fampanoavana. Izy ireto no tompon’andraikitra tamin’ny fakana an-keriny Ilay zazalahy 3 taona teny Ambodivonikely. Mbola karohina kosa ireo mpitondra kodiaran-droa naka an-keriny Ilay Zaza.
