Fitaterana an’habakabaka: Nahazo fiara-manidina vaovao ny orinasam-pitaterana Air Madagascar.
Dépêche 31 octobre, 13h, Nisitraka fiaramanidina vaovao antsoina hoe “Embraer 190 Type E2” ny kaompaniam-pitaterana Malagasy Air Madagascar na ny Madagascar Airlines. Fitaovana iray natolotry ny filoham-pirenena entina habnampiana ity orinasa ity sy hamelomana indray ziany orinasa izany. Ho avy amin’ny faran’ity taona 2022 ity ihany koa ny Boeing 787-900 miisa 2 sy ATR miisa 2 ihany koa. Izany rehetra izany dia natao hamelomana ny ekonomia Malagasy amin’ny alalan’ny fitaterana sy ny fizahan-tany.
