Toamasina : Saron’ny polisy vehivavy ny mpangarom-paosy
08 Aogositra, 14H00, Lehilahy iray no tratran’ny polisy vehivavy teo ampanaovana ny asa ratsiny tany Toamaaina. Tsy vao voalohany no nahatratraran’ireo vehivavy polisy ireo mpangarom-paosy toa izao, fa efa matetika, hoy ny avy ao amin’ny brigade féminine de proximité Toamasina.
