Dépêches

Vonona tsara ny kianja Barikadimy

30 Martsa, 11h30. Anio hariva manomboka amin’ny 4 ora ny lalao hifanintsanan’i Madagasikara sy i Niger. Lalao farany amin’ny fifantenana izay handray anjara amin’ny CAN ity anio ity. Efa vonona tsara ny kianja Barikadimy izay isan’ireo kianja manara-penitra aty amin’ny Ranomasimbe Indianina handray ny lalao hoy ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena, Tinoka Roberto.

Laisser un commentaire