Dépêches

Antananarivo Renivohitra : Miangona ny fako noho ny tsy fitsitsiana solika

08 Aogositra, 15H00, Nisy fiantraikany lehibe amin’ny fanangonana ny fako eto Antananarivo ny olan’ny tsy fisiana solika tato ho ato izay. Vokany, mandalo fahasahiranana ny SMA izay tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanadiovana eto Antananarivo, izay tsy maharaka amin’ ny fanangonana ny fako ho an’Antananarivo renivohitra.

Laisser un commentaire