Dépêches

Lakana tratra nitondra fano tao amin’ny faritra Boeny

22 Desambra, 11h00. Ny alin’ny 17 Desambra 2021 teo no tratehaky ny zandary tao Antanambao Sotema ny lakana iray izay nitondra fano (tortue de mer) miisa 14. Nantsoina avy hatrany ireo tompon’andraikitry teo andivon’ny zandarimaria sy ny DIREDD izay niantso ny teo no ho eo ny SRPEB sy ny CSP. Napetraka any amin’ny dobon’ny CDA ireo fano ireo nandra-pahatonga ny fotoana namotsorana azy any anaty rano masina ny 20 Desambra teo tamin’ny 1 ora tolak’andro.

Laisser un commentaire