Nasim-panamboarana ny tetezana Anosizato sy tetezana Ampasika
15 Desambra, 11h33. Nasim-panamboarana ny tetezana Anosizato amin’ny lalam-pirenena voalohany izay mampitohy an’Antananarivo Renivohitra sy Anosizato ary Ampitatafika, sy ny tetezana Ampasika. Nohamafisina izany ary nohamafisina tamin’izany ihany koa ny fanamafisana ny « piles intermédiaires » sy ny moron’ny renirano mba hiarovana azy tsy ho kaon’ny riaka.
