SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra

Fasana fitomiandalana

Tsy tafiditra ao amin’ny vohitra masin’IImerina ny Fasana fitomiandalana.Ny taranak’i Andriamasinavalona no milevina ao aminy. Ny kambana Raombana sy Rahaniraka no anisany malaza indrindra milevina ao an-toerana. Tao anatin’ny ambasadoran’i Madagasikara tany Angleterre izy ireo.

Laisser un commentaire