Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra
Tranon’ny governora Rabeony
Ao Anosy avaratra no misy ity trano ity. Efa tany 100 taona mahery izy no nisy. Misy efitra 18 ao aminy ary mahatazana ny seram-piaramanidin’Ivato hatrany amin’ny vohitra masin’i Ambohimanga.
