Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Ambohimanga
Rovan’Ambohimanga
Toerana anisanty mandrakitra indrindra ny kolotsaina Merina ny rovan’Ambohimanga. Anisan’ireo vohitra masina 12 Imerina izy. Ny mpanjaka Andritsimitoviaminandriana no nanome ny sanarany tany amin’ny taon-jato faha-XVIII.
