Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra
Vatolahin’Isahafa
Vao miditra ny tanàna dia tazana ity vato ity. Midika zava-manam-boninahitra eo amin’ny kolotsain’ny Malagasy ny Vatolahy. Natao ho fahatsiarovana ireo fianakavian’andriana tsy milevina ao am-pasan-drazana izy.
